|
|
|
|

Entry1  akanjo tsy an-tsaha
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1][akanjo tsiantsaha] karazana salotra landy nanaovan' ny mpanankarena teto Antananarivo fahizay fa tsy mba fitondran' ny tambanivohitra
Explanations in French  4  [1.3] nom d'une espèce de gilet en soie que portaient les riches de Tananarive seulement, et non pas les habitants des campagnes trop pauvres pour cela
Vocabulary  5  Economy: clothing
Elementary words  6  akanjo, tsy, saha

Updated on 2024/12/07